Rija Rakotozanakajy ist hier: Haute Matsiatra.
Tournoi Taekwondo zone sud
Sambany tamin'ny tantaran'ny Taekwondo no nitambatra nanatanteraka nanatanteraka ny Tournoi zone sud ny ligy Taekwondo 4 izay nahitàna ny ligy Vakinakaratra, ligy Vatovavy, ligy… Mehr Fitovinany ary ny ligy Matsiatra Ambony izay tarihiko no nikarakara izany t@ faha-5 sy faha-6 ny volana novambra 2022 tao @ gymnase Ambatomena Fianarantsoa.
Mankasitraka ny biraon'ny ligy Mahatsiatra Ambony nikarakara sy nampiatrano. Mankasitraka ireo mpiara-miombonantoka rehetra. Mankasitraka ny mpikatroka Taekwondo zone sud nandray anjara amim-pahamendrehana t@ Tournoi.
"Tsindroka akoho tsa mba vary aby fa misy vato agnelagnelany agny". Izany hoe ny asabotsy alina raha nikasa hitondra… Mehr



























